· Marsa, 2011

Tantara mikasika ny Costa Rica tamin'ny Marsa, 2011

Costa Rica: Niresaka ny telegrama Wikileaks ireo mpiserasera

Volana maromaro izay no efa nodiavina raha natobak'i Wikileaks tamin'ny fahalalam-baovao ireo telegrama diplomatika ahitana votoaty politika sy sosialin'ny firenana maro manerana ny tany. Ny gazety  La Nación [es] an'ny Costa Rica no gazety  avy ao Amerika afovoany voalohany nandray ny telegrama –avy ao amin'ny masoivoho Etazonia ao Costa Rica...