· Febroary, 2010

Tantara mikasika ny Costa Rica tamin'ny Febroary, 2010

Costa Rica: Rantin-tsary nandritra ny fifidianana ho filoham-pirenena

  14 Febroary 2010

Nanokana rantin-tsary [es] momba ny fifidianana notontosaina tamin'ny 7 febroary 2010 teo ka nahalany an'i Laura Chinchilla ho vehivavy voalohany ho filoha teo ny vondrona mpaka sary Kostarikana antsoina hoe “Nomada Colectivo” (Vondrona Mpivezivezy). Nanaraka ny arabe ity vondrona ity hipika ny zava-nisy nandritra ny androm-pifidianana. Saripika avy amin'ny Vondrona...