· Aogositra, 2012

Tantara mikasika ny Kolombia tamin'ny Aogositra, 2012

Kolombia: 13 Taona Taorian'ny Namonoana An'i Jaime Garzón

  20 Aogositra 2012

Nisy namono tamin'ny 13 aogositra 1999 ny mpanao gazety, mpahay lalàna ary mpandala ny fandriampahalemana Kolombiana Jaime Garzón Teloambinifolo taona taty aoriana mbola tsy voavaha ny raharaham-pamonoana an'i Garzón. Mahatsiaro an'i Garzón ny Kolombiana ary mitaky ny rariny isaky ny andro ahatsiarovana ny namonoana azy.

Nahatratra Vokatra Manatantara i Kolombia Tamin'ny Olaimpika Londra 2012

  15 Aogositra 2012

Vaovao farany (9 Aogositra 2012): Fotoana fohy taorian’ ny namoahana ity lahatsoratra ity, nandrombaka ny medaily faha enina ho an’i Kolombia i Jackeline Rentería tamin’ny lalao Olaimpika ao Londra 2012. Medaily alimo no azon’i Rentería tamin’ny taranja tolona. Teo amin’ny tantaran’i Kolombia momba ny Lalao Olaimpika, ny lalao tao Londra tamin’ity taona 2012 ...

Lahatsary: Tsy Misy Dobo? Tsy Olana! Misy Ny Vahaolana Iadiana Amin'ny Hafanana

  14 Aogositra 2012

Manery ireo olona marobe hitady fomba ialàna amin'ny fiakaran'ny maripàna na hitady fomba hahazoana aina ny tonontaona mafàna ao amin'ny ilam-bolantany avaratra. Mampiseho ny fomba famoronana sy ny fomba tsotra nataon'ny ireo tanora sy lehibe hoentina hiadiana amin'ny hafanana  ireto sary sy lahatsary manaraka ireto. Miady amin'ny hafanana amin'ny alalan'ny...

Horonantsary: Nofinofy Amin'ny Olaimpika ao Kolombia

  07 Aogositra 2012

Mampiseho  nofinofy feno fanantenana amin'ny fifaninanana Olaimpika ilay horonantsary fohy “Speed” “Haingana” notontosain'ilay mpianatra Esteban Barros avy ao Barranquilla, Kolombia. Ampy ve ny fiezahana mafy, vokatra tsara, sy ny faharetana mba handresena amin'ny fifaninanana? Jerevo ny horonantsary izay maharitra roa minitra.