· Septambra, 2010

Tantara mikasika ny Kolombia tamin'ny Septambra, 2010

Ny sisintany tsy hita maso eo anelanelan'i Ekoatora sy Kolombia

  28 Septambra 2010

Olana maha-be resaka indray izao ny sisintany eo amin'i Ekoatora sy Kolombia. Ny firenena roa tonta dia manana sisintany mahatratra 586 km (tokotokony ho 365 miles) ary miaraka amin'izay koa ny tantaran'ny fifandirana, ny fifanamelohana avy amin'ny andaniny na ny ankilany sy ny tatitra momba ny fifandonana ara-tafika ary ny famindran-toerana ny mponina.