Tantara mikasika ny Kolombia tamin'ny Mey, 2010
Amerika Latina: Fankalazàna ny Andron'ny Aterineto isam-paritra
Ny Andron'ny Aterineto dia hetsika fanao any Espana nanomboka tamin'ny taona 2005 ka niparitaka maneran-tany izay isaorana ny Firenena Mikambana, nanondro ny 17 Mey ho Andro Iraisam-pirenenan'ny Fiaraha-monin'ny fampahalalam-baovao. Tamin'ity taona ity, nisy hetsika maro naparitaka sy notontosaina tamin'ny alalan'ireo blaogy sy Twitter nanerana ny firenena maro any Amerika Latina....
Kôlômbia: topi-maso ny fampiasan'ny any an-toerana ny Twitter
Nandritra ny fikarohana izay naharitra roa volana, ny vohikalam-pivondronana Twitter Colombia [es] dia nandinika Tweets miisa 3 tapitrisa izay nalefan'ny mpivoy mahatratra 20′000 avy any an-toerana