· Febroary, 2013

Tantara mikasika ny Arzantina tamin'ny Febroary, 2013

Nampanotany Tena ny Eran'ny Aterineto Ny Tweet Mifono Hevi-Dalin'ilay Politisiana Tao Arzantina

  18 Febroary 2013

Nisioka tambatarehimarika misitery tao amin'ny kaonty Twitter-ny ny filohan'ny Antoko Sosialista tany Arzantina sady efa nanao kandidà ho filoham-pirenena tamin'ny fifidianana farany indrindra teo, ny Dr. Hermes Binner. Efa voakosoka ilay tweet (sioka), saingy namoaka ny sarin'ilay hafatra ny mpampita vaovao tao an-toerana, tahaka ny Infobae [en]: Un tipeo sin sentido, sólo...