· Avrily, 2011

Tantara mikasika ny Arzantina tamin'ny Avrily, 2011

Arzantina: Miresaka Sondro-bidim-Piainana ireo Mpitoraka Bilaogy

  26 Avrily 2011

Lohahevitra efa resabe hatry ny ela ta Arzantina ny sondro-bidim-piainana, ary lasa lohahevitra miverimberina eo amin'ireo mpitoraka bilaogy.Satria olana ara-politika manan-danja lehibe tokoa, dia andrasana ny handraisana azy ho lohahevitra lehibe hifandresen-dahatra mandritra ny hazakazaka hofidiana ho filoham-pirenena amin'ny Oktobra ho avy io.