· Aogositra, 2009

Tantara mikasika ny Arzantina tamin'ny Aogositra, 2009

Arzantina: Manao izay hanakatonana bolongana ny vondrona media Clarín

  09 Aogositra 2009

Volana vitsivitsy lasa izay ny Global Voices no namoaka lahatsoratra miresaka momba ny vondrona fampahalalam-baovao marolafy arzantina hoe Clarín izay nanery ny YouTube hanakatona ireo mpikambana mampiasa ny rakikira an-tsary avy amin'ny programany vaovao ka mampiasa ireny ho toy ny hoe azy ny rakikira, nefa ny ankamaroany dia mitsikera ny...