Tantara mikasika ny Arzantina tamin'ny Jolay, 2008
Arzantina:Nolavin'ny loholona ny fampiakarana ny haba amin'ny fanondranana ny vokatry ny fambolena
Ny 17 jolay 2008 teo dia nolavin’ny Antenimieran-doholona Arzantina ny volavolan-dalàna natolotry ny Filoha Cristina Fernández de Kirchner mba hampiakarana ny haba alaina amin’ny fanondranana ny vokatry ny fambolena. Nizara mitovy ho antsasany avy ny vato narotsak’ireo loholona, 36 nandany ary 36 nitsipaka, i Julio Cobos, Filoha lefitra arzantina, izay...
Niara-niravoravo nohon'ny fahafahan-dRtoa Ingrid Betancourt ny faritry Amerika iray manontolo
Niara-niravoravo tamin'ny vahoaka Kôlômbiana ny faritry Amerika Atsimo [Latina] iray manontolo raha vao nahare ny vaovao fa Rtoa Ingrid Betancourt sy olona 14 hafa izay nalaina sy notazonina an-keriny no avotra. Rtoa Betancourt, teratany Amerikana 3 sy miaramila Kôlômbiana 11 no indray afaka taorian'ny andram-panavotana nampitondraina ny anarana teti-panorona hoe “Jaque.” Mpiblaogy avy amin'ny firenen-drehetra...