· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Arzantina tamin'ny Janoary, 2008

Arzantìna : Hetsika fanoherana fahatapahan-jiro

  15 Janoary 2008

Avy any Arzantìna, ny blaogy Good Airs dia mamakafaka ny fototenin'ny hoe “cacerolazo” izay hetsika fanaon'ireo Porteños maro ho fanoherana : I love the word “cacerolazo.” It describes a protest, but it more literally means something like a “pot-bang” (“cacerola” = casserole or stew pot and then the suffix “-azo”...

Fanadihadiana momba ny bolongana sy ny fanaovan-gazety

  07 Janoary 2008

Fabio Malini [pt] no mandrisika antsika hanaraka ny fanadihadian'i Alvaro Liuzzi [es] izay “niezaka hiresaka fanadihadiana tamina mpanabolongana maromaro Argentina, Espaniola, Shiliana sns – milazalaza ny omomba ny famahanam-bolongana sy ny fanaovan-gazety, navoaka an-dahatsary ao amin'ny vohikala Vimeo. 12 ny isany ary notontosaina tamina Canon Powershot A 550″. Paula Góes