GlobalVoices anaty

Arzantina

Tahiry Firenena · 74 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Arzantina

18/05/2013

Maty Tany Am-Ponja i Jorge Videla, Mpitondra Miaramila Tao Arzantina Teo Aloha

Tohin'ny lahatsoratra

Nodimandry tamin'ny 17 mey 2013 teo amin'ny faha-83 taonany tao amin'ny efitrano namonjana azy i Jorge Rafael Videla, filohan'i Arzantina teo aloha.

15/03/2013

Arzantina, ny Governemanta sy ny Papa Fransoà

Tohin'ny lahatsoratra

Raha niandry ny valim-pifidianana izao ho Papa vaovao izao tontolo izao, efa nanantena ny Arzantina fa olona mpiray tanindrazana aminy no ho voafidy ho Papa. Nanambara ny setroka fotsy nivoaka...

14/03/2013

Avy Any Arzantina Ny Papa Vaovao, Jorge Bergoglio

Tohin'ny lahatsoratra

Nalaky be tamin'ny fanehoankevitra ireo mpisera anaty aterineto taorian'ny fanambaràna fa hoe sambany no avy any Arzantina, ary Amerikana Latina, no hitondra ny Fiangonana Katolika

09/03/2013

Manadihady ny Lova Politika Navelan'i Chávez ny Arzantiniana

Tohin'ny lahatsoratra

Noho ny fahafatesan'ny [mg] filoha Venezoelana Hugo Chávez, dia nanambara telo andro fisaonam-pirenena ny filohan'i Arzantina, Cristina Fernandez de Kirchner. Mandritra izany fotoana izany, manadihady ny fiainana politikan'ilay mpitarika Venezoelana ny bilaogera Arzantiniana.

18/02/2013

Nampanotany Tena ny Eran'ny Aterineto Ny Tweet Mifono Hevi-Dalin'ilay Politisiana Tao Arzantina

Tohin'ny lahatsoratra

Nisioka tambatarehimarika misitery tao amin'ny kaonty Twitter-ny ny filohan'ny Antoko Sosialista tany Arzantina sady efa nanao kandidà ho filoham-pirenena tamin'ny fifidianana farany indrindra teo, ny Dr. Hermes Binner. Efa voakosoka...

14/02/2013

Amerika Latina: Mametra-pialàna Ny Papa – Manaraka Eny Ny Fanantenana, Hanihany Ary Fitadiavana Tombony

Tohin'ny lahatsoratra

Nanampoka an'izao tontolo izao ilay fanambaràna ny fametraham-pialàn'ny Papa Benedict XVI avy amin'ny fiketrahana masina, na, ny marimarina kokoa, ny ny Pontifikà Faratampon'ny Fiangonana Katolika, tamin'ny Alatsinainy 11 Febroary 2013.

27/01/2013

Patagonia Arzantiniana: Ankafizin'ny Bilaogera Mpandehandeha sy ny Mpizaha tany any Arzantina

Tohin'ny lahatsoratra

Amin'ity vakansy fahavaratra 2013 ity dia nisafidy an'i Patagonia Arzantiniana [en] ho iray amin'ny toera-pizahantany ankafizina indrindra ny Arzantiniana.

20/01/2013

Shily: Ny Zavatra Andrandraina Amin'ny Fahatongavan'ny Dakar Ao Santiago

Tohin'ny lahatsoratra

Androany, Sabotsy 19 Janoary 2013 no fiafaran'ilay “hazakazaka faran'izay mampidi-doza indrindra eto ambonin'ny tany”: ny Dakar, ao Santiago. Mientanentana momba ny tsipika famaranana ireo Shiliana mpisera anaty aterineto. Indrindra indrindra fa andrandrain-dry zareo ny hahita ilay mpiray tanindrazana aminy, Francisco "Chaleco" Lopez [es], mpitaingina moto, mety hanatsara ny toerana fahatelo azony tamin'ny andiany 2009 amin'ity andiany iray hifarana ao an-tanindrazany ity

29/12/2012

Andro Faha-2 Ho Fampandrosoana An'i Amerika Latina 2012

Tohin'ny lahatsoratra Teknolojia mampangarahara asa

Nifarana tamin'ny Alahady 2 Desambra teo ny andro faha 2-n'ny hackathon isam-paritra ho fampandrosoana an'i Amerika Latina 2012, nokarakarain'ny Ciudadano Inteligente Foundation tany amin'ny firenena valo any amerika Latina. Taorian'ny asa mafy tsy ankiato 36 ora , dia nanomboka nanolotra ny tetikasany ireo mpandray anjara tany amin'ny faritra samy hafa mba hahafahan'ny mpitsara maka fanapahan-kefitra ao aoriana ao. Eto no anoloranay ireo mpandresy avy any amin'ny faritra samy hafa.

18/12/2012

Sary Lahatsoratra
Manao Diabe Ny Mpifindra Monina Mba Hitaky Fitovizan-jo Ao Brezila

Tohin'ny lahatsoratra

Tamin'ny 2 Desambra, nidina an-dalambe ny fihetsiketsehana nokarakarain'ireo mpila ravinahitra monina ao São Paulo mba hitaky ny fananany zo fototra toy ny fahasalamana, fiarovana, sy asa mendrika. Niainga tao Praça...

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny