· Oktobra, 2013

Tantara mikasika ny Amerika Latina tamin'ny Oktobra, 2013

Nahemotra Ny Fotoam-pitsarana An'i Fujimori Noho Ny Toe-pahasalamany

  30 Oktobra 2013

Maro ireo tsy resy lahatra tamin'ny filazana momba ny toe-pahasalaman'ny filoha teo aloha, izay tokony hiiatrika fitsarana momba ny fividianana lahatsoratra fanadihadiana antserasera an'ireo gazety sasany noentina nampiroboroboana ny fifidianana azy indray tamin'ny fifidianana filoham-pirenena.