Tantara misongadina mikasika an'i Amerika Latina
-
Chile : Velona Indray Ny Hetsiky Ny Mpianatra
22/04/2013
-
Brezila: Fifandirana amin'i FIFA Momba ny Varotra Acarajé Mandritra ny Mondialy
21/04/2013
-
Fiakaran'ny Maripàna Taorian'ny Fifidianana tao Venezoela
17/04/2013
-
Venezoela: Voabahana Nandritra Ny “Telo Minitra” Ny Aterineto Tamin'ny Androm-Pifidianana
16/04/2013
-
Amerika Latinina Aorian'ny Nahafatesan'i Chávez: Fanovana sy Fanohizana
04/04/2013
Tantara farany mikasika an'i Amerika Latina
18/05/2013
Maty Tany Am-Ponja i Jorge Videla, Mpitondra Miaramila Tao Arzantina Teo Aloha
Nodimandry tamin'ny 17 mey 2013 teo amin'ny faha-83 taonany tao amin'ny efitrano namonjana azy i Jorge Rafael Videla, filohan'i Arzantina teo aloha.
Manao Fihetsiketsehana Hahazoana Fisotroan-dRonono Tsara Kokoa ny Mpiasa Boliviana
Mihahenjana ny toe-draharaha any Bolivia raha mitokona mitaky fisondrota-Pisotroan-dRonono ny mpitrandraka, mpampianatra, mpiasan'ny fahasalamana ary ny mpiasan'ny oniversitem-panjakana -izay mpikambana avokoa ao amin'ny Foiben'ny Sendikàn'ny Mpiasa (COB) avokoa. Maro ny...
12/05/2013
Orinasa Mpanao Labiera Manaisotra Ny Fangiazam-pananan'ny Federasiona Panameana Momba Ny Baolina Kitra
Nanaisotra ny fangiazam-pananan'ny Federasiona Panameana Momba Ny Baolina Kitra ny Baru Brewery taorian'ny bitsika iray niteraka resabe nalefan'ny Filoha Ricardo Martinelli tao amin'ny kaontiny ao amin'ny Twitter.
11/05/2013
Sekoly Akatona Noho Ny Tsy Fahampian'ny Angovo ao Panama
Miatrika krizin'ny angovo izay mety tsy ahafahan'ny firenena iray manontolo mihetsika i Panama, noho ny fahataran'ny fotoan'ny orana eo amin'ny lafiny ilany. Toy izao ny nanombohan'ny fitateran'ny Prensa Latina [es]...
08/05/2013
Fipoahana Etona Fandrehitra Nahafatesana 19 Farafahakeliny tao Meksika
Nahafatesana olona 19 sy naharatrana olona 36 farafahakeliny ny fipoahana fitoerana gazy iray araka ny tatitra farany. Ny maraimben'ny 7 mey 2013 no nitrangan'izany fipoahana izany tao Ecatepec de Morelos County (Fanjakan'i Mexico). Ao anatin'ny...
Brezila : Manohintohina ny Famotorana Raharahan-Kolikoly ny “PEC-n'ny Tsimatimanota”
Eo am-pototry ny vato-baorin'ny raharahan-kolikoly[en] ao Brezila izay nahitana ny mpikambana governemantan'i filoha teo aloha Luiz Inácio Lula da Silva noampangaina ho nandray anjara tamin'ny fividianam-bato, dia nisy volavolam-panitsiana lalampanorenana ao Brezila izay hanolotra ny fahafaha-manao famotorana ao amin'ny biraon'ny fampanoavana, izay manaraka ny raharaha, ho any amin'ny polisy.
30/04/2013
Mampanahy ny Hoavin'ny Trano Famakiam-Pokonolona Ao Porto Rikô
Miavaka ny Trano Famakiam-bokim-pokonolona San Juan, ao Porto Riko. Tsy mba manana kolontsaina momba ny trano famakiam-boky ho an'ny daholobe sy ny vondrom-piarahamonina ity nosy ity, satria natokana ho an'ireo mpikambana amin'ny...
29/04/2013
Lasa Nifanandrina ny Football sy ny Labiera ao Panama
Football sy labiera, zava-droa tian'ny Panameana indrindra, no lasa nifandona rehefa nalain'ny orinasa mpamokatra labiera Baru-Panamá [es] ny kaonty bankin'ny Federasiona Panameana Football (FEPAFUT), itakiany onitra $7 tapitrisa dolara amerikana noho ny fanapahana...
Niakatra Ny Tahan'ny Famonoana Vehivavy Ao Meksika
Violeta, tovovavy mpianatra 18 taona no hita faty [es] tao amin'ny làlan-tany ao amin'ny Faritra Chiapas, nahitana dian-dratra ny vatany. Nandritra izany ihany, tao amin'ny Faritra Guanajuato, fatim-behivavy iray antsoina hoe Olga...
25/04/2013
Venezoela: Fanombohan'ny Fifamelàna ve?
Ao anatin'ny fisavoritahana [en] sy fifandonana [en] izay nametraka fenitra teny an-dalambe sy any anaty aterineto taorian'ny fifidianana [en] ny 14 aprily, sehatry iray ho an'ny fisaintsainana maro ihany koa ireo fampahalalam-baovaon'olon-tsotra.






























RSS ho an i Amerika Latina
Karohy Wikipedia ny Amerika Latina









Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa