· Aogositra, 2014

Tantara mikasika ny Okraina tamin'ny Aogositra, 2014

Soavaly “Trojan” Rosiana Mankany Okraina

Akon  13 Aogositra 2014

Ny misiterin'ireto filaharan'ny fiarabe zavontany mizotra mankany amin'ny sisintany Okrainiana ireto no mampitarika ny sain'ny maro ao amin'ny RuNet haminavina izao ao anatin'ireo fiarabe ireo—na izay ahiahian'ny miaramila Okrainiana ho ao anatin'izy ireo.