· Janoary, 2012

Tantara mikasika ny Okraina tamin'ny Janoary, 2012

Okraina: Ny Tantaram-Piainan'i Anna Boiko

  30 Janoary 2012

" Sariaka, manantalenta, ary manana ny maha-izy azy izy. Olona sahy sedra, feno fahalalàna sy fitadidiana," hoy ny nosoratan'i Olya Suprun momba ny renibeny izay eo ho eo amin'ny 75 taona eo, ary zaraina ao amin'ny bolongana antsoina hoe "Ny Tantaram-Piainan'i Anna Boiko" izay bolongana nahazo loka. Mitatitra ho antsika i Tetyana Bohdanova.