· Febroary, 2009

Tantara mikasika ny Okraina tamin'ny Febroary, 2009

Iokraina: “Nasionalista Iokrainiana miteny rosiana”

  25 Febroary 2009

Tafapetraka ao anatin’ny lisitra faha-4 malaza indrindra ao amin’ny Yandex Blogs ireo izay tafiditra ao anatin’ity bolongana ity(RUS), bolongana iforonan’ireo tsikera an-jatony. Manazava etona ny dikan’ny hoe “Nasionalista Rosianina – Iokrainianina” ny mpampiasa Li antsoina hoe alek-ya: