· Marsa, 2013

Tantara mikasika ny Slovakia tamin'ny Marsa, 2013

Lalana Ao Slovakia: “Asiana Lavaka Sy Hitazana ny Fitomboan'izany”

  08 Marsa 2013

Tamin'ity taona ity, ratsy dia ratsy ny toetry ny lalana ao Slovakia. Raha jerena, mbola ratsy kokoa noho ny tamin'ny taon-dasa. Tamin'ny 28 Febroary, nanoratra [sk] ny gazety SME fa ao amin'ny faritra Košice, ao Atsinanan'i Slovakia fotsiny dia ahitana lavaka amin'ny arabe mirefy 37.000 metatra toradroa, kanefa mbola tsy tapitra...