GlobalVoices anaty

Slovakia

Tahiry Firenena · 16 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Slovakia

08/03/2013

Lalana Ao Slovakia: “Asiana Lavaka Sy Hitazana ny Fitomboan'izany”

Tohin'ny lahatsoratra

Tamin'ity taona ity, ratsy dia ratsy ny toetry ny lalana ao Slovakia. Raha jerena, mbola ratsy kokoa noho ny tamin'ny taon-dasa. Tamin'ny 28 Febroary, nanoratra [sk] ny gazety SME fa ao...

04/03/2013

Kianja Sa Sekoly: Diso Toerana Ny Laharam-Pahamehana Ao Slovakia

Tohin'ny lahatsoratra

Tsy misy vola ampy hanomezana karama sahazo ho an'ireo Slovaky mpampianatra, saingy misy kosa ny vola hananganana kianja filalaovana baolina kitra manerana ny firenena. Tibor Blazko mitatitra momba ny hadisoan'ny governemanta Slovaky amin'ny laharam-pahamehana amin'ny famatsiam-bola.

29/10/2012

Slovakia: Mamelona Adihevitra Ilay Fihaonambe “Mitady Fiainana Mendrika sy Azo Antoka”

Tohin'ny lahatsoratra

Nanodidina ny 3000 ireo olona tafahaona “ho amin'ny zon’ny vahoaka mendrika” tao an-tananan’ny Partizanske, tamin'ny Septambra. Tamin’ity volana ity, ny 13 Oktobra kosa, olona nihoatra ny zato no tafahaona tahaka izany...

18/10/2012

Slovakia: Fampitahana Ny Vola Miditra Amin'ny Mpifanolo-bodirindrina Roma Sy Ny Tsy Roma

Tohin'ny lahatsoratra

Adikan'i Tibor Blazko ireo fanadihadian'ny mpampiasa aterineto mikasika ireo olana sasany asongadin'ny Banky Iraisam-pirenena tamin'ny tatitra nataony vao haingana : ny tsy an'asa,ny haraton'aina, ny lavaka amin'ny vola miditra eo amin'ny fianakaviana Roma sy ny tsy Roma any slovakia

05/03/2012

Fiombonambe Eraopeana : “Alea (non) ACTA est” ? , na tsy mbola vita ve ny fanapahana?

Tohin'ny lahatsoratra

Ny fanetsehana ny mpiondana aterineto hanohitra ny ACTA, ny fifanekena ara-barotra manohitra ny fakan-tàhaka dia samy tsy mihalefy raha toa kosa ny PArlemanta Eraopeana tsy maintsy niatrika ny fndinihana ireo tolo-dalànanandritra ny fivoriany tao Strasbourg tamin'ny herinandro lasa. Ny fanamafisana dia nahemotra eo am-piandrasana izay ho fanambaràna avy amin'ny Fitsarana Eraopeana mikasika izay mampifandraika azy na tsia amin'ireo lalàna fototra.

10/01/2012

Slovakia: Olana Momba Ny “Asa sa Vola”

Tany atsinanan'i Slovakia, niangaviana hiditra amin'ny tetikasam-panjakana iarovana amin'ny tondra-drano ny tsy an'asa. Ao amin'io faritra manana taha ambony amin'ny tsy fananan'asa io dia efatra monja ny tovolahy nanaiky. Nandà avokoa ny hafa rehetra, nanambara fa mbola mahantra kokoa ry zareo raha mandray io asa io. Manoratra momba ny tsy fananan'asa ao Slovakia i Tibor Blazko ary mandika teny ny hevitry ny mpiserasera.

09/01/2012

Slovakia: Hetsi-panoheran'ny Mpitsabo

Iray amin'ireo hetsika Slovaky isan'ny nanana ny lanjany tokoa tamin'ny 2011 ny hetsi-panoherana nataon'ireo mpitsabo maherin'ny 2000 avy amin'ny toeram-pitsaboana an'ny fanjakana ; 1.200 tamin'izy ireo (avy amin'ny efa ho 6.500) no nampiato vonjimaika ny fifanarahan'asan-dry zareo toarian'izay. Tibor Blazko no manazava ny toe-draharaha sy mandika ny fomba fijerin'ny vahoaka ny resaka fandraisana an-tànana ny fahasalamana.

04/08/2011

Slovakia: Vola Be Azo Avy Amin'ny Hira

Tohin'ny lahatsoratra

Herinandro vitsy lasa izay, ny Slovak Performing and Mechanical Rights society' (SOZA) - ny fikambanana mpiaro ny zo amin'ny fandikàna (copyright) ao amin'ny firenena - dia nanomboka nampadoa vola ireo lohamilina anaty tranonkala, indrindra fa ireo natao ho an'ny tanora mpankafy mozika, izay efa nampiditra lahatsary You Tube sy Vimeo ao amin'ny pejin'izy ireo. Nitatitra ny resak'ireo mponin'ny aterineto slovaky i Tibor Blazko.

24/06/2011

Slovakia, Polonina: (Tsy) Fahafantarana ny Traikefa Mikasika ny Euro

Araka ny fitsapan-kevitra vao haingana navoaka tao amin'ny Gazeta Wyborcza, dia manohitra ny fidirana ao amin'ny fari-bola euro ny ankamaroan'ny Poloney. Ny tsy fahazoany ny traikefa Slovaky ny mety antony iray mety mahatonga...

26/05/2011

Teknolojia ho amin'ny fangaraharana: Tatitra farany

Tohin'ny lahatsoratra Teknolojia mampangarahara asa

Faly ny Tambajotran'ny teknolojian'ny fangaraharana fa mivoaka izao ny tatitra farany , Sarintanin'izao tontolo izao momba ny fampiasana ny teknolojian'ny fangaraharana sy ny asa madio. Vao navoakan'ny Transparency and Accountability...

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny