· Desambra, 2009

Tantara mikasika ny Serbia tamin'ny Desambra, 2009

Serbia: Fandrahonana ny mpanao gazetin'ny B92

  20 Desambra 2009

Ny mpanao gazety Serbiana Brankica Stankovic, namorona fandaharana amin'ny fahitalavitra momba ireo hooligans any Belgrade, dia nahazo fandrahonana hentitra, tamin'ny alalan'ny Facebook. Mandinika ireo valin-teny ao amin'ny tontolon'ny blaogy Serbiana i Sinisa Boljanovic