· Marsa, 2008

Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Marsa, 2008

Rosia: fankahalana vahiny ao Rosia

  29 Marsa 2008

Moscow Through Brown Eyes (Moskoa jerena avy amin'ny maso volontany) no mamoaka vaovao farany fohy mikasika ny vono olona noho ny fankahalana ao Moskoa; Window on Eurasia (Varavarankely misokatra mankany Eorazia) indray wnanoratra ireo fampielezana kisarisary apetaka amin'ny tamboho (graffiti) hetsehin'ny Fikambanana manohitra ny fifindra-monina tsy ara-dalàna (DPNI) any Moskoa “mba hanairana...

Rosìa : Honohono sy zava-misy

  29 Marsa 2008

Da Russophile [voasarik'izay rehetra mikasika an'i Rosìa] dia mamaly ny lahatsoratr'i La Russophobe [tafintohin'izay rehetra mikasika an'i Rosìa] amin'ireo Honohono 10 mikasika an'i Rosia : 2. MYTH: Putin has abused human rights, personally murdered 200 journalists and returned Russia to its totalitarian past. REALITY: Too bad that only 3% of...

Rosìa : Hatsikana politika

  10 Marsa 2008

La Russophobe no mitatitra ireo hatsikana fanaon'i Dave Essel mikasika ny Sovietika na koa ny toe-draharaha ankehitriny. Santionany amin'izany : Putin’s Reform Programme: 1. Make people rich and happy; 1a. List of people attached. “Programan'ny filoham-pirenena Poutine : 1. Hanao izay hampanankarena sy izay hiadanan'ireo “people” [vahoaka]; 1a. Indro ny...