Tantara mikasika ny Romania tamin'ny Septambra, 2013
Nahafaty Olona Sivy Ny Tondra-drano Tany Romania, An'Arivony Nafindra Toerana
Nampiakatra ny rano tampoka ny orambaratra tamin'ny 12 Septambra. Anisan'ny maty tamin'izany ny zazavavy iray valo taona votsotra lasan'ny rano teo an-tanan-drainy.