· Oktobra, 2011

Tantara mikasika ny Romania tamin'ny Oktobra, 2011

Grande Bretagne: Faha-77 taona, Fiainana Mahazendana

  31 Oktobra 2011

Julie Kertesz dia nanomboka nibilaogy sy naka sary teo amin'ny faha-70 taonany. Ankehitriny eo amin'ny faha-77, fakàn-tahaka izy ho an'ny olona avy amin'ny sokajin-taona rehetra izay maniry ny hiaina fiainana feno sy mavitrika amin'ny fianarana sy ny firotsahana an-tsehatra. Mitatitra i Paula Góes.