Tantara farany mikasika an'i Romania
05/03/2012
Fiombonambe Eraopeana : “Alea (non) ACTA est” ? , na tsy mbola vita ve ny fanapahana?
Ny fanetsehana ny mpiondana aterineto hanohitra ny ACTA, ny fifanekena ara-barotra manohitra ny fakan-tàhaka dia samy tsy mihalefy raha toa kosa ny PArlemanta Eraopeana tsy maintsy niatrika ny fndinihana ireo tolo-dalànanandritra ny fivoriany tao Strasbourg tamin'ny herinandro lasa. Ny fanamafisana dia nahemotra eo am-piandrasana izay ho fanambaràna avy amin'ny Fitsarana Eraopeana mikasika izay mampifandraika azy na tsia amin'ireo lalàna fototra.
06/01/2012
Hongria: Fahatsiarovana Avy Amin'ny Lasin-Dohataona Reharehan'ny Roms Tao Barvalipe
Tanora Roms valo ambiroapolo no niaraka tamin'ny volana Aogositra 2011 tamin'ilay Lasin-Dohataona Reharehan'ny Roms voalohany nahafahan-dry zareo nianatra momba ny teniny, ny tantarany, ny anjara toerany ho filamatra ary izay zava-bita, mba ho ezaka hametrahana fahatsapan-tena ho manana adidy sy olona tompon'andraikitra ara-tsosialy.
31/10/2011
Grande Bretagne: Faha-77 taona, Fiainana Mahazendana

Julie Kertesz dia nanomboka nibilaogy sy naka sary teo amin'ny faha-70 taonany. Ankehitriny eo amin'ny faha-77, fakàn-tahaka izy ho an'ny olona avy amin'ny sokajin-taona rehetra izay maniry ny hiaina fiainana feno sy mavitrika amin'ny fianarana sy ny firotsahana an-tsehatra. Mitatitra i Paula Góes.
25/08/2010
Frantsa : Fanavakavahana satria heverina ho mpangalatra avy hatrany
Any amin'ny Rroms (gitanos) avy amin'i jespel tao amin'ny Flickr licence CC Attribution NC-ND 2.0 Generic (Nosoratana tamin'ny teny frantsay avy hatrany ity lahatsoratra nosoratan'ny ekipan'ny Global Voices en Français...
26/07/2010
Slovakia: Ireo fitsangatsanganan-tsekoly Hongroazy
Mampifandray ny fihetsik'ireo Slovaky mponin'ny aterineto amin'ny lalàna Hongroa vaovao izay mety hitondra ireo ankizy mpianatra Hongroa any amin'ireo firenena mpiray vody rindrina any Hongrie teo aloha i Tibor Blazko .
01/01/2010
Fomba sy fanao isaky ny taombaovao manerantany an-dahatsary
Afomanga saripikan'i Tormel Samy manana ny fomba(n-drazana) ankalazany ny fahatongavan'ny taona vaovao ny mponina manerantany. Amin'ity alina ity, amin'ny alalan'ny lahatsary no itondranay anareo hitsidika ny karazam-pombafomba arahin'ny olona hahatsara...
14/03/2009
Fiombonambe Eropeana-Ukraine: Resaka fifanatonana.
Nambara ampahibemaso tao amin'ny EU-Ukraine Summit tany Paris tamin'ny 9 septambra ny fikasan'ny Fiombonambe Eropeana hanamafy ny Fifanekem-piaraha-miasa miaraka amin'ny Ukraine tamin'ny 2009. Fomba samihafa no nentin'ny haino aman-jery sy...






























RSS ho an i Romania
Karohy Wikipedia ny Romania




Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa