· Desambra, 2009

Tantara mikasika ny Polonina tamin'ny Desambra, 2009

Polona: Mangata-bola ho an'izay te-hamaky ireo Blaogy

  20 Desambra 2009

Androany, mety ho taitra ireo mpamaky ireo blaogy poloney malaza raha nahita pejy fanolorana vaovao tamin'ny iray amin'ireo vohikala ankafizin-dry zareo indrindra: nilaza izy io fa, manomboka ny 14 Desambra 2009, tsy ho maimaim-poana intsony ny fidirana amin'io blaogy io. Manoratra momba izany i Jakub Gornicki.