Mpandika Tomavana
· 7:00 am
· Albania · Kosovo · Montenegro · Serbia
Sary marobe, lahatsoratra ary hafatra maro mikasika ny tohin'ny dian'i Michael J. Totten's any Albanìa, sy Montenegrô ary Kôsôvô.
[Ity dia mbola tohin’ilay lahatsoratra efa notaterina teto ihany : Michael J. Totten mpizahatany]
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 12:15 am
· Albania · Bosnia Herzegovina · Croatia · Kosovo · Montenegro · Serbia
Michael J. Totten ao amin'ny gazety Middle East Journal no manapariaka lahatsoratra ravahina sary mikasika ny diany farany tany amin'ny faritra Balkanika (93 ireo hafatra voarainy); LimbicNutrition Weblog kosa dia nanoratra ao amin'ny blaoginy ny valin-taratasy atolony an'i Totten.
1 hevitra · Tohiny »
Csíkszereda Musings no manoratra momba ny renivohitry Montenegro dia i Podgorica:
“Podgorica no nantsoina fahiny hoe Titograd, izay anarana mampahatsiahy zavatra mahafinaritra, fa mampanembona ny fofon’ny orinasana milina mpitarika (tirakitera), tranobe vita amin’ny vatosokay ary ny setroka. Mamplaheo moa fa rehefa tsy nantsoina hoe Titograd intsony izy dia tsy misy itovizana amin’i Titograd tokoa izy.”
#
Mpandika Tomavana
· 11:00 pm
· Bosnia Herzegovina · Croatia · Macedonia · Montenegro · Serbia · Slovenia
Sleeping with Pengovsky no manala sarona ny fomba ataon'ny mpihira Krôasiana hihirana ilay hira malaza ‘Yesterday'-n'ny tarika ‘the Beatles' :
... For all of you native speakers out there - if you ever wondered how English sounds to people from the Balkans - take a look at the above picture.
“… Ho ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Jentilisa
· 7:52 am
· Bosnia Herzegovina · Croatia · Macedonia · Montenegro · Netherlands · Serbia
Greater Surbiton no milaza ny topimaso ny boky mitondra ny lohateny hoe ‘Peace and Punishment’ (Fandriampahalemana sy Fanasaziana) nosoratan’i Florence Hartmann, “mpitondra tenin’ny mpampanoa lalàna ny Maisitira Carla del Ponte ao amin’ny Tribonaly heloka bevava iraisam-pirenena ho an’i Yogoslavia teo aloha(ICTY), […] olona ambony voalohany tao amin’ny ICTY nanoratra boky ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Jentilisa
· 9:15 am
· Bosnia Herzegovina · Croatia · Macedonia · Montenegro · Slovenia
Ny teny moa eto dia milaza ny fanamelohantena ananan'ny Serba. “Amin'ny alalan'ny fanariana io fanamelohantena io ihany sy amin'ny alalan'ny fahafantarana izay namolavola io fampanamelohan-tena io sy ny tanjona nokendreny no lalampiaingan'ny Serba ho amin'ny fahafahana.” hoy Gray Falcon nanoratra. Ireo vahoaka hafa ao Balkan manko mirehareha avokoa sady mampideradera ny ...
0 hevitra · Tohiny »
Madagasikara: Masoivoho Frantsay voaroaka noho ny vitandratsy...
-
Misaotra ra Jentilisa fa tena kinga tokoa ianao izany mandika ten...
Tohiny »