Tantara mikasika ny Moldavia tamin'ny Mey, 2013
Mitombo Ny Fihenjanana Eo Amin'ny Faritra Tsy Azo Dikaina Ao Moldova-Transnistria
Nitombo ny fihenjanana nandritra ny alin'ny 26-27 Aprily tany amin'ny Faritra Tsy Azo Dikaina ao amin'ny Repoblikan'i Moldova, satria nametraka toby roa fanarahamaso tsy nifampieràna eo anelanelan'ny vohitr'i Varniţa sy ny tanànan'i Bender ireo manampahefana Transnistriana. Mitatitra i Diana Lungu.