Tantara mikasika ny Litoania tamin'ny Jolay, 2008
Rosia: Veloma mandrakizay ry “khrouchtchevki”
Andro vitsy lasa izay, drugoi, iray amin’ireo mpitoraka blaogy rosiana isan’ny be mpahalala sy malaky misandrahaka indrindra, dia nandefa tamin’ny LiveJournal, izay fampiasany, sary 17 maneho tangoron-trano iray ao Mosko, niorina fony vaninandro Khrouchtchev ( fiantso azy ireny mahazatra ny hoe khrouchtchevki, na pyati etajki, rihana dimy, na koa hoe...