Lotika loatra amin’ireo fiara lafovidy miantsona amin’ny toerana tsy ara-dalàna eny amin’ny faritra natokana ho an’ny kodiaran-droa ny Ben’ny tanànan’i Vilnius…notapahany ny hevitra fa hanome ohatra ranamana ka dia nohitsahany tamin’ny fiara mifono vy ilay fiara
Tohiny »Tantara farany mikasika an'i Litoania
05/03/2012
Fiombonambe Eraopeana : “Alea (non) ACTA est” ? , na tsy mbola vita ve ny fanapahana?
Ny fanetsehana ny mpiondana aterineto hanohitra ny ACTA, ny fifanekena ara-barotra manohitra ny fakan-tàhaka dia samy tsy mihalefy raha toa kosa ny PArlemanta Eraopeana tsy maintsy niatrika ny fndinihana ireo tolo-dalànanandritra ny fivoriany tao Strasbourg tamin'ny herinandro lasa. Ny fanamafisana dia nahemotra eo am-piandrasana izay ho fanambaràna avy amin'ny Fitsarana Eraopeana mikasika izay mampifandraika azy na tsia amin'ireo lalàna fototra.
22/09/2011
Masedonia: Fankalazana Ny Fandresena Amin'ny Lalao Basketball Manerana An'i Litoania
Niely manerana ireo arabe, lavarangana sy kianjan'ny firenena anatin'ny tontolon'ny bilaogy ny fankalazana ny fahatafidiran'ny Niely manerana ny araben'ny firenena, lavarangana sy kianjan'ny tanàna, tanaty tontolon'ny bilaogy ny fankalazana ny fidiran'ny Masedoniana amin'ny manasa-dàlana amin'ny fiadiana ny ho tompon-daka Eoropeana amin'ny lalao basket-ball. Mitatitra i Filip Stojanovski reports.
01/08/2008

Litoania: Tsy hanatrika ny lalao olaimpika ny Filoha
Lituanica no nitondra vaovao milaza fa nanapa-kevitra ny tsy hanatrika ny lalao olaimpika hotontosaina any Beinjing ny filoha Litoaniana Valdas Adamkus.
06/07/2008
Rosia: Veloma mandrakizay ry “khrouchtchevki”
Andro vitsy lasa izay, drugoi, iray amin’ireo mpitoraka blaogy rosiana isan’ny be mpahalala sy malaky misandrahaka indrindra, dia nandefa tamin’ny LiveJournal, izay fampiasany, sary 17 maneho tangoron-trano iray ao Mosko,...
29/06/2008
Lithoanìa : Mampiasa fitaovana harifomba Segway ny Polisy
navalny izay mpampiasa ny vohikala LJ [livejournal.com] no manapariaka sary ahitana Polisy mampiasa fitaovana harifomba ifamoivoizana Segway any Palanga, izay tanana amoron-dranomasina Baltika, any Lithoanìa (RUS).
16/01/2008

Tantara Sovietika : Fartsovhchiki
Window on Eurasia indray no mamintina ny boky vaovao momba ny Sovietika fartsovshchiki: “ Niroborobo tokoa ny ‘fartsovka’ nandritra ny taompolo 1970 sy 1980 ka heverin’i Vasil’yev fa misy tarika enina samihafa miditra amin’ny sehatry ny fitadiavan’entana – fiasana amin’ny hotely fandraisambahiny, tantsambo any amin’ny sambo Sovietika, fiarabe mandeha lavitra, fandraisana anjara anatina ekipa, mpitarika mpizahatany, ary misy koa ireo mivarotra “ivelan’ny hotely” sy ireo mivarotra ny entana amin’ny hafa. Mitantara hatramin’ny antsipiriany madinika indrindra ny tsirairay amin’ireo tarika ireo i Vasil’yev, ary manampy be dia be amin’ny famintinana ireo tsikaritra isa-tarika hitan’i Vasil’yev ny lahatsoratra napetrany amin’ny aterineto.”






























RSS ho an i Litoania
Karohy Wikipedia ny Litoania




Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa