Tantara mikasika ny Hongria tamin'ny Jolay, 2009
Hongrie : Mihetsika ho an’i Irana, ho an’ny rehetra, na oviana na oviana
Mety tsy dia nilamin-tsaina loatra ireo tany Hongrie tato anatin'ny herinandro vitsivitsy lasa izao satria fomba maro samihafa no nampiasan'ireo mponina ny fanaovana fihetsiketsehana ho fitaovana amin’ny demokrasia. Ny 19 Jona, mpianatra Iranianina manodidina ny zato mianatra any Hungary no nanao fotoam-pahatsiarovana tanaty fahanginana tao amin'ny Kianjan'ny Mahery-fo tao Budapest,...