Tantara misongadina mikasika an'i Hongria
-
Hongria : veloma i Malév!
10/02/2012
-
Grande Bretagne: Faha-77 taona, Fiainana Mahazendana
31/10/2011
-
Hongria: “Polisy firy vao mahasambotra tsy manan-kialofana iray?”
15/10/2011
-
Tsiahy 9/11 : Fahaterahana Taranaka Vaovao
08/09/2011
-
Serbia: Fanehoan-kevitra Voalohany Momba Ny Fanafahana Madiodio An'i Sandor Kepiro
27/07/2011
Tantara farany mikasika an'i Hongria
19/05/2013
Hongria : Mpanao Politika Namono Vady, Alika Jamba No Meloka
Novelesin'i József Balogh, mpanao politika iray amin'ny antoko eo amin'ny fitondràna Hongroa ny vadiny ary tsaboina any amin'ny toeram-pitsaboana. Nambarany fa naronjon'ny alika jamban'ny fianakaviana izy, nefa ilay vehivavy nilaza fa novonoin'ilay mpanao politika izy. Mandinika ny momba ireo memes sy ny adihevitra nahatonga io olana io i Marietta Le.
24/01/2013
Hongroà Mpianatra Manao Hetsi-panoherana, Miatrika Sazy, Mitohy Mitolona
Ny Desambra 2012, nitambatra hanohitra ny fampihenana goavana ny isan'ireo azo raisina amin'ny sekoly ambony ireo mpianatry ny anjerimanontolo sy sekoly ambony Hongroà. Mitohy ny tolon-dry zareo hisian'ny fidirana maimaim-poana
16/01/2013
Tafatafa Niaraka Tamin'i Szabolcs Panyi, Tonian-dahatsoratry ny Global Voices Hongroà
Szabolcs Panyi, 26 taona, dia mpanoratra sy tonian-dahatsoratra ao aminà bilaogy Hongroà iray malaza, Véleményvezér ("Mpitari-kevitra”). Nanatevina laharana ny Global Voices amin'ny teny Hongroà izy tamin'ny Septambra 2011, ary hatramin'ny Martsa 2012 izy no lasa tonian-dahatsoratra mpanampy ato amin'ny tranonkala. . Global Voices
24/12/2012
Mpianatra Maro Nanao Hetsi-Panoherana Eran'i Hongria Ho Fiarovana ny Fampianarana Tsy andoavam-bola
Any Hongria, ambetin-dresaka mahaliana hatrany ao anatina ady hevitra ny rafim-pampianarana tsy andoavam-bola ho an'ny sarambam-bem-bahoaka. Tamin'ity herinandro ity, nivadika ho hetsi-panoheran'ireo mpianatra nanerana ny firenena izany ady hevitra izany.
19/12/2012
Niantso Ho Amin'ny Fitokonana Faobe Ny Mpianatra Hongroà
Tamin'ny herinandro lasa, nanao fihetsiketsehana ny mpianatry ny lisea sy ny kolejy nanomboka ny Alatsinainy hatramin'ny Zoma. Tamin'ity herinandro ity, mbola mitaky hatrany ny tanora fa tokony hametraka fetr'isan'ireo mpianatra horaisina...
02/08/2012
Hongria: Vitsy Mpiresaka Amin'ny Media Sosialy Ny Olaimpika
Mitana ny laharana faha-12 ankehitriny ny ekipa hongroà eo amin'ny tabilaon'ny fanisana medaily Londres 2012 amin'ny ankapobeny raha efatra ny totalin'ny medaily olaimpika ary roa ny medaily volamena amin'izany.Saingy sarotra hita ao amin'ny media sosialy hongroà ny resaka momba ireny voka-dalao ireny sy ny vaovao hafa mahasahana ny lalao olaimpika
03/05/2012
Lahatsary: Mifampizara Ny Fiainany Ny Reny Manerantany
Hita ao amin'ny fampirantiana an'aterineton'ny Mozea iraisampirenena Momba ny vehivavy avokoa ny momba ny reny rehetra. Nampahafantatra ireo karaza-pijery momba ny reny tamin'ny alalan'ny fanadihadiana an-dahatsary natao tamin'ny vehivavy avy ao...
23/02/2012
Hongria: Misy Loza Iray Hafa Miforona Mandrahona ny Tontolo Iainana
Ny Oktobra, nitarika loza goavana indrindra teo amin'ny tontolo iainana teo amin'ny tantaran'i Hongria tato ho ato ny firarahana fotaka mena mahafaty avy amin'ny fitahirizana tany Kolontár. Mampifantoka ny saina amina fitahirizana fakon'akora mampidi-doza ny Atlatszo.hu sy ny Greenpeace, any amin'ny vohitr'i Almásfüzitő, izay "mitete tahaka ny spaonjy" ary efa miteraka fahasimbana eo amin'ny tontolo iainana sy eo amin'ny fahasalamana sahady.
31/01/2012
Hongria: “Orbán No Nofidianay Fa Tsy i Goldman Sachs”
Taorian'ny hetsika maromaro nanoherana ny politikan'ny fitondrana dia nanapa-kevitra ny hanao fihetsiketsehana ihany koa ny Hongroà mpanohana ny fitondrana tamin'ny Asabotsy lasa teo. Mitatitra ho antsika i Marietta Le.
19/01/2012
Lahatsary Asongadina: Mpitolona, Fahafahana Maneho Hevitra, Olona ary Kolontsaina
Ity fanadihadiana ity dia mikendry ny hampahafantatra ny hafatra faramparany ato amin'ny Global Voices izay mampiseho fomba maro fa manampy ny olona hilaza ny tantarany manerana izao tontolo izao ny...






























RSS ho an i Hongria
Karohy Wikipedia ny Hongria









Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa