· Oktobra, 2012

Tantara mikasika ny Repoblika Tseky tamin'ny Oktobra, 2012

Repoblika Czech: Mitohy Ny Tolona Přednádraží

  15 Oktobra 2012

Mafimafy ny dona nahazo ny fiaretan'ny fianakaviana Roma ao Přednádraží tao anatin'ny iray volana izay terena hiala amin'ny tranony, saingy araka ny mahamafy ny fanerena no mampitombo ihany koa ny firaisan-kina. Mitatitra i Daniela Kantorova.