· Jolay, 2008

Tantara mikasika ny Repoblika Tseky tamin'ny Jolay, 2008

Repobilika Tsheky: Fifanarahana momba ny radara

  09 Jolay 2008

The Reference Frame no manoratra ny soniam-pifanarahana misy eo amin'i Etazonia sy ny Repobilika Tsheky momba ny hametrahana radara any – ary manamarika fa “ao amin'ny  mpampiasa aterineto , 3/5 amin'ny olona nomanaiky ny hisian'ny radara.”