Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Tantara mikasika ny Repoblika Tseky

20 Avrily 2015

Mitady Olom-Pirenena i Liberland, Firenena Bitika Vaovao Indrindra ao Balkan

Raha hangataka zom-pirenena dia mandefa imailaka voapaingotra saritapaka sy taratasy fangatahana fotsiny. Fa ho tena lasa firenena fahatelo kely indrindra ao Eoropa ve i Liberland, miorina anelanelan'i Croatia sy Serbia ity?

16 Febroary 2015

Resaka Tamin'ny Twitter Nifanaovan'I Martina Navratilova Tamin'ny Kaonty Iray Maka Tahaka Filoha Arzantiniana

Nihevitra ilay mpilalao tenisy malaza fa niresaka tamin'ny filoha Arzantina tao amin'ny Twitter tamin'ny herinandro lasa, saingy ny marina dia tafaresaka tamina kaonty maka tahaka olo-malaza iray izy.

16 Febroary 2012

Makedonia: Britanika Parlemantera Eoropeana Ni-Tweet Ny Fiantsonanan'Ilay Fiaramanidina Noho ny Hamehana Tao Skopje

Nampisaina teo noho eo tao amin'ny Twitter ny voina an-habakabaka tao an-tseranam-piaramanidina Skopje, taoriana ny fiantsonan'ny fiaramanidina noho ny hamehana. Ny alin'ny 10 sy 11 Febroary teo, nihodikodina nandritra ny 40 minitra ilay fiaramanidin'ny orinasam-pitaterana an-habakabaka tsheky CSA raha nezahina izay hampandeha nokitihina ilay lelan'ela-boromby tsy nety niasa, afaka niantsona noho ny hamehana ihany anefa...

05 Febroary 2012

Lahatsary Misongadina: Mozika, Tetikasa Ho An'ireo Zanatany, Hatezerana Ary Zava-mahagaga

Lisitr'ireo tantara vao haingana sy mahaliana ka anisan'izany ireo lahatsary avy any Amerika Latina, Azia Antsinanana, Afrika Antsinanana Afovoany sy Avaratra ary Eoropa Antsinanana sy Afovoany, nofantenan'i Juliana Rincón Parra.

28 Marsa 2011

Hollaback!Fampiasaina finday hisorohana ny herisetra eny an-dalambe

Tranga tsy mbola fahita tany aloha ahafahana mampitsahatra herisetra ara-nofo eny an-dalam-be ny fisian'io "fipoahana teknolojia teo amin'ny finday io". Namporisika ny vehivavy manerana izao tontolo izao mba hampiasa an'ireo fitaovana eo am-pelantanan''izy ireo ireo io tetikasa io mba ahafahan'izy ireo mizara ny tantarany, manao tatitra sy mamaritra ny toerana...

08 Marsa 2009

Eropa: Fitsidihan'i Obama atsy ho atsy sy ireo fanamarihana momba izany

Manomana fitsidihana any Grande-Bretagne, Frantsa, Alemana ary ny Repoblika Czech ny Filohan'i Etazonia Barack Obama amin'ny volana ho avy io, mandritry ny fivoahany voalohany mitsidika an'i Eropa taorian'ny nahalàny azy. Anatin'ny hafany mitondra ny lohateny hoe “Te-hihaona aminy daholo izy mianakavy.” dia izao no nosoratan'i P O Neill ao amin'ny...