Tantara mikasika ny Kroasia tamin'ny Desambra, 2007
Serbia : “Novokarina ho meloka”
Ny teny moa eto dia milaza ny fanamelohantena ananan'ny Serba. “Amin'ny alalan'ny fanariana io fanamelohantena io ihany sy amin'ny alalan'ny fahafantarana izay namolavola io fampanamelohan-tena io sy ny tanjona nokendreny no lalampiaingan'ny Serba ho amin'ny fahafahana.” hoy Gray Falcon nanoratra. Ireo vahoaka hafa ao Balkan manko mirehareha avokoa sady mampideradera ny...