Tantara mikasika ny Bolgaria

Bolgaria: Hetsi-panoherana manohitra ny herisetra nataon'ny Neo-Nazi

  01 Jona 2018

Ny 6 Jona 2010, nisy hetsi-panoherana natao tany Sofia ho fanohanana ny zon'ireo mpitsoa-ponenana sy ny mpifindramonina tany Bolgaria. Nisy andian'olona nanasola loha nanafika olona maro tao anatin'ny tramway iray ho any amin'ny hetsika  taloha kelin'ny nanombohan'ny hetsi-panoherana. Ny 10 jona 2010, nisy ny fivoriana hanoherana ny fanafihana teo aloha.