· Mey, 2013

Tantara mikasika ny Bolgaria tamin'ny Mey, 2013

Mitrandraka Avy Any Ifotony Hisian'ny Fifidianana Madio any Bolgaria

  20 Mey 2013

Dimy andro latsaka, ny 12 May, ireo mponina Bolgara dia nifidy parlementa vaovao. Misy fisalasalana anefa raha ny ho fanekena ny fifidianana ho avy. Mba hanampiana ny fanaraha-maso ireo fanitsakitsahana ny dingam-pifidianana, namorona fiasana maro ao anatin'ny aterineto ireo Bolgara mpikatroka mafàna fo. Tatitr'i Ruslan Trad.