Tantara mikasika ny Bolgaria tamin'ny Marsa, 2013
Tsy Manana Governemanta Intsony i Bolgaria, Mitohy ny Fitokonana
Mitohy ny fitokonana ao Bolgaria: tamin'ny Alahady, tao Sofia sy ireo tanàna hafa; olona an'aliny no nanao diabe nanohitra ny kolikoly, ny halafon'ny fanaovana raharaha ara-panjakana ary ny fahantrana. Nitatitra izany ny Ruslan Trad ao an-drenivohitra Bolgara.