Mpandika Jentilisa
· 9:28 pm
· Albania · Bulgaria · Greece · Kosovo · Macedonia · Russia · Serbia · Turkey
Vladikavkaz renivohitry Ossetia Avaratra any Rosia, nametraka a baoritra kisarintsoratra amin'ny teny Rosiana izay ho sarotra tanterahina any Kaokazy avaratra ny mpampiasa ny LJ alan-tskhurbaev:
Kosovo is Serbia!
Kosovo an'i Serbia!
Raha mitaha amin'i Ossetia atsimo faritra miendaka amin'i Georgia, izay iheveran'ny mpitarika ao fa fanombohan-javatra iny fahaleovantenan'i Kosovo iny, dia nanamarika io ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika avylavitra
· 4:33 am
· Bulgaria
Ny 30 janoary. . Ny andrimpanjakana milaza fa fampiharana izay voalazan'ny Directive 2006/24/EC izy io, raha fanitsakitsahana ny fahalalahan'ny tsirairay kosa ho an'ny maro an'isa mampiasa internet any Bolgaria.
Ny hetsika sivily Electronic Frontier dia namoaka fanangonan-tsonia (petition) (BUL) tamin'ny internet hanoherana ilay didy, olona efa maherin'ny 1150 sahady no nanasonia, ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 7:40 pm
· Bulgaria
Ny mpiblaogy Stephen Lewis dia manoratra ao amin'ny Bubkes momba « ireo Moske hazo adinodino » any amin'ny faritra Atsinanan'i Bolgarìa :
« The mosque -- according to legend built by night in seven hours by seven virgins who had descended from the heavens -- is said to be built completely ...
0 hevitra · Tohiny »
Madagasikara: Masoivoho Frantsay voaroaka noho ny vitandratsy...
-
Misaotra ra Jentilisa fa tena kinga tokoa ianao izany mandika ten...
Tohiny »