Tantara mikasika ny Bosnia Herzegovina tamin'ny Aogositra, 2014
Dibo-Drano Ny Tanànan'i Mizia Ao Bolgaria Taorian'ny Tondradrano Lehibe
Olona an-jatony no very trano fonenana tao amin'ny tanànan'i Mizia, tondraka ny reniranon'i Skat nohon'ny firotsahan'ny orana tsy nisy fitsaharany. Nanao ny ezaka rehetra ny vahoaka Bolgara teo amin'ny fanangonana ireo fanampiana hatolotra ireo traboina.