Tantara mikasika ny Bosnia Herzegovina tamin'ny Jona, 2011
Serbia: Fisamborana an'i Ratko Mladic
Sady misento no tsy mino ihany koa ireo Serba marobe sy Bosniaka androany raha nandre ny fisamborana ny jeneraly Serba Bosniaka teo aloha Ratko Mladic, izay voampanga noho ny famonoana olona faobe sy ny heloka amin'ny ady nandritra ny ady an-trano tamin'ny taona 1992 hatramin'ny 1995 tao Bosnia-Herzegovina. Talanjona avokoa...