· Jolay, 2010

Tantara mikasika ny Bosnia Herzegovina tamin'ny Jolay, 2010

Serbia: Kiraro mivady iray, ain'olona iray

  21 Jolay 2010

Na dia efa 15 taona aza izao no lasa taorian'ny fandripahana olona tao Srebrenica , dia mbola tsy voasambotra hatramin'izao ny jeneraly Ratko Mladic -Lehiben'ny tafiky ny Repoblika Srpska (tafiky  Serba Bosniaka) izay nomelohan'ny  Fitsarana ao La Haye tamin'ny famonoana an-kerisetra silamo mihoatra ny 8000 teto amin'ity tanan-dehibe Bosniaka ity tamin'ny faha...