· Aogositra, 2009

Tantara mikasika ny Albania tamin'ny Aogositra, 2009

USA: “Ho roahina hody aho amin'ny Alarobia”

  18 Aogositra 2009

Herta Llusho dia mpianatra vao 19 taona mety ho voaroaka hiala an'i Etazonia hody any Albania amin'ny Alarobia 19 Aogositra. Mpitoraka blaogy maro ao amin'ny DreamActivist.org sy blaogy maro hafa ho an'ny zon'ny mpifindra monina no miantso ny Amerikana mba hanampy azy.