· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Albania tamin'ny Mey, 2008

Albania : Trano miravaka loko marevaka

  16 Mey 2008

Traveler [mpizahatany] no manapariaka ao amin'ny blaogy Stepping Stones [mitsambikina ambony harambato] andiantsary trano miravaka loko marevaka nalaina tany Tirana, any Albania : Can you imagine what it is like to live in a city with buildings this fantastic???? It's been a grey, overcast day and I thought it was...