Tantara mikasika ny Albania tamin'ny Oktobra, 2007
Albania : Miverina mifoka sigara sahady indray
Ny mpiblaogy Albanian Blogger dia mitatitra fa tsy misy mpandala sahady intsony ilay lalàna mandrara ny fifohana sigara any Albania vao napetraka tsy ela. Veronica Khokhlova