Tantara misongadina momba ny Albania
2009-03-14
Fiombonambe Eropeana-Ukraine: Resaka fifanatonana.
Nambara ampahibemaso tao amin'ny EU-Ukraine Summit tany Paris tamin'ny 9 septambra ny fikasan'ny Fiombonambe Eropeana hanamafy ny Fifanekem-piaraha-miasa miaraka amin'ny Ukraine tamin'ny 2009. Fomba samihafa no nentin'ny haino aman-jery sy ny mpitoraka blaogy maro nandray izany.
“Manolotra antoka ho an'i Ukraine ny Fiombonambe Eropeana,” hoy ny lohatenin'ny BBC. “Tsy mampanantena na ...
2009-02-19
Ny Balkana: “An’iza ity hira ity?”
Namoaka ny tahirin-kevitra “An’iza ity hira ity” ny mpitoraka bolongana maro Masedonina tamin’ny alalan’ny Bulgariana iray Talen’ny Adela Peeva izay ao amin’ny blaogin’izy ireo ihany ary nanomboka niresaka ity tantara ry zareo. Nalaina horonantsary io tahirim-pahalalana io ho fitarihan-kevitra ka ity talen’ny Adela Peeva ity no nahita izany nandritra ny fiara-misakafo hariva niaraka tamina namana (Masedoniana, Serba, Grika, ary Tiorika (Turk)) tao Istambul, ka tamin’izany no nilazan’izy rehetra hoe ny hira mandeha ao anatiny dia avy any amin’ny tanin’izy ireo.
2008-07-04
Faritra Balkanika : Mpizahatany, tapany faha-2
Sary marobe, lahatsoratra ary hafatra maro mikasika ny tohin'ny dian'i Michael J. Totten's any Albanìa, sy Montenegrô ary Kôsôvô.
[Ity dia mbola tohin’ilay lahatsoratra efa notaterina teto ihany : Michael J. Totten mpizahatany]
2008-06-30
Faritra Balkanika : Michael J. Totten mpizahatany
Michael J. Totten ao amin'ny gazety Middle East Journal no manapariaka lahatsoratra ravahina sary mikasika ny diany farany tany amin'ny faritra Balkanika (93 ireo hafatra voarainy); LimbicNutrition Weblog kosa dia nanoratra ao amin'ny blaoginy ny valin-taratasy atolony an'i Totten.
2008-05-16
Albania : Trano miravaka loko marevaka
Traveler [mpizahatany] no manapariaka ao amin'ny blaogy Stepping Stones [mitsambikina ambony harambato] andiantsary trano miravaka loko marevaka nalaina tany Tirana, any Albania :
Can you imagine what it is like to live in a city with buildings this fantastic????
It's been a grey, overcast day and I thought it was time for ...
2008-04-07
Eoropa atsimo atsinanana, Rosia: Ady, Fandriampahalemana ary tantara ifampizarana
Vladikavkaz renivohitry Ossetia Avaratra any Rosia, nametraka a baoritra kisarintsoratra amin'ny teny Rosiana izay ho sarotra tanterahina any Kaokazy avaratra ny mpampiasa ny LJ alan-tskhurbaev:
Kosovo is Serbia!
Kosovo an'i Serbia!
Raha mitaha amin'i Ossetia atsimo faritra miendaka amin'i Georgia, izay iheveran'ny mpitarika ao fa fanombohan-javatra iny fahaleovantenan'i Kosovo iny, dia nanamarika io ...
2007-11-06
Albanie: Fanasandamban i Tirana
Izay mahita mety ho tsipaky ny hehy, ny hafa kosa karazan'ny rikoriko ihany: Mba mieritreritra ny handravaka amin'ny fomba miavaka ny tranony izay tsy maintsy ihafiana onenany ny olona ao aminy na dia tsy tiany loatra aza ny mipetraka ao, dia jereo eto (tsindrio eto) ange ny ataon'ny mponina amin'izany tanàna ...
2007-10-16
Albania : Miverina mifoka sigara sahady indray
Ny mpiblaogy Albanian Blogger dia mitatitra fa tsy misy mpandala sahady intsony ilay lalàna mandrara ny fifohana sigara any Albania vao napetraka tsy ela.
Veronica Khokhlova





