· Avrily, 2015

Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Avrily, 2015

Valinteny Manoloana ny Fisalasalana amin'ny Roboton'i Kremlin

Akon  30 Avrily 2015

Rehefa nahasarika ny sain'ny maro tao amin'ny fampahalalam-baovao Rosiana sy ny tambajotra sosialy ny fanadihadiana momba ny tambajotra nataon'i After Alexander momba ireo roboto, miresaka momba ireo fisalasalana sasany momba ny tambajotra roboto sy ny fiavian'izy ireo izy ankehitriny.