· Novambra, 2014

Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Novambra, 2014

Hitan'ny Mpikatroka ny Mahareniranontay Ny Reniranon'i St. Petersburg

Akon  23 Novambra 2014

Tamin'ny fikarohana nomen'izy ireo anarana hoe “Zotran-Diky", dia nametraka fitaovana - famantarana GPS sivy nohakelezina sy tsy mety lena ao anaty tranom-pivoahana tamin'ny fonenana iray ireo mpikatroka ary nanomboka nandrakitra an-tsarintany ny marika napetraky ny fitaovana.