· Mey, 2014

Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Mey, 2014

Ady An'Habakabak'i Rosia, Ety An-Tany

Akon  22 Mey 2014

Na dia tsy misy atahorana aza ny GPS amin'izao fotoana izao, mampiseho ny tsy fahampian'ny fitokisan'ny Rosiana ny mpitondra azy ireo intsony io tranga io.

Minitra Farany Hiainan'ny Twitter Ao Rosia

Akon  20 Mey 2014

Nandrahona tale lefitry ny sampan-draharaha voalohany misahana ny sivana ao Rosia, Roscomnadzor, fa azon'ny governemanta sakanana manontolo ao anatin'ny minitra vitsivitsy ny Twitter na ny Facebook.