· Oktobra, 2013

Tantara mikasika ny Eoropa Afovoany & Atsinanana tamin'ny Oktobra, 2013

Ny Olana Rehefa Voafidy Ho Ben'ny Tanàna Any Rosia

Akon  17 Oktobra 2013

Taorian'ny fampielezan-kevitra henjana tany Yekaterinburg, niatrika fisedrana iray vaovao indray i Evgeny Roizman: fahasarotan'ireo didim-pitsarana manelingelina ny faharaiketan'ny toerany, ny Douma am-panjakana ao an-toerana.