The Comical Hat no nanoratra fa hatramin'ny taona 2007, fa niakatra avo dia avo ny fitadiavana amin'ny alalan'ny voambolana hoe ‘sex’ na fananahana ao Vietnam ary nahasongona ny firenena tahaka an'i Ezipta, India, Maraoka ary Indonesia ary izany.
Tantara misongadina mikasika an'i Vietnam
Vietnam : Bilaogera ‘Mpisintaka’ Telo Voaheloka Higadra

Bilaogera vietnamiena Dieu Cay, AnhBaSG ary Ta Phong Tan no nomelohin'ny fitsarana an-tanànan'i Ho Chi Minh fa nanitsakitsaka ny andiany faha-88 ao amin'ny fehezan-dalàna famaizana vietnamiena, izay manasazy ny “fanaparitahana vaovao noforonina...
-
Hanoi dia nisambotra ilay mpitoraka bilaogy Pham Minh Hoang noho ny fanehoany am-pilaminana ny fijery politika ananany 01/10/2010
-
Azia: horonantsary mikasika ny fanararaotana noho ny zava-mahadomelina sy ireo Toby fihazonana
11/09/2010
-
Azia Atsimo-Atsinanana: Durian, ny “mpanjakan'ny voankazo”
06/09/2010
-
Korea Atsimo: Fisaonam-pirenena noho ny fahafatesana vady andefimandry Vietnamiana iray
25/07/2010
-
Asia Atsimo-Atsinanana: Fifanolanan-kevitra sy voina teo amin’ny taona 2008. 14/01/2009
Tantara farany mikasika an'i Vietnam
14/01/2013
Sazy Henjana An-tranomaizina No Azon'ireo Bilaogera Vietnamiana “Mpanohitra”
Olona 14 no nosamborin'ireo manampahefana Vietnamiana rehefa avy nanatrika fampiofanana tao Bangkok izay nokarakarain'ny Antoko Reformista Vietnamiana na Viet Tan, satria voalaza fa nandray anjara tamin'ny “hetsika mikendry hanongam-panjakana.” Mpianatra...
05/12/2012
Lavin'ireo Mpikatroka Mafàna Fo Ilay Fanambarana Momba ny Zon'Olombelona Any Azia Atsimo Atsinanana
Fikambanana mpiaro zon'olombelona maherin'ny 50 avy any Azia Atsimo Atsinanana no namoaka fanambaràna iray manakiana ny fanabaribariana ilay Fanambaràna momba ny Zon'Olombelona novolavolain'ireo firenena folo ao anatin'ny Fikambanan'ireo Firenena Any Azia Atsimo Atsinanana. Nony navoaka ho fanta-bahoaka ilay fanambaràna tamin'ity volana ity, dia nolavin'ireo fikambanana mpiaro zon'olombelona any amin'ny faritra avy hatrany noho izy nambara ho miaty andàlana mandiso ny zo iraisana erantany amin'ny resaka fiarovana zon'olombelona
19/08/2011
Vietnam: Mihoatra Ny 500 Ireo Olona Nanatrika Ny Barcamp Tao Saigon
Natao ny Alahady farany teo, izany hoe ny 24 jolay tao amin'ny RMIT, Anjerimanontolo iraisam-pirenena ao an-tanànan'i Ho Chi Minh ao Vietnam ny fihaonam-be fahefatra natao hifanakalozan-kevitra tao Saigon (Barcamp) . Barcamp lehibe indrindra tao Saigon izy io raha jerena eo amin'ny habetsaky ny mpanatrika.
12/10/2010
Vietnam: Fety faha-arivo taona an'i Hanoi
Arivo taona i Hanoi. Naharitra hafoloana (1-10 oktobra) ny lanonana fanamarihana izany fotoan-dehibe izany. Mizara ny fomba fijery sy ny eritreriny tamin'ny nanatontosana ity fihetsiketsehana ity ny mpamaham-bolongana. Aaron Joel...
02/10/2010
Azia Atsimo atsinanana : Mitoraka bilaogy momba ny baolina kitra
Betsaka ireo bilaogy mikasika ny baolina kitra any Azia Atsimo atsinanana izay manome vaovao lehibe farany sy ara-potoana mikasika ireo lalao baolina kitra sy ny fandaharam-potoana any amin'ny faritra. Ireto misy lisitr'ireo bilaogy mikasika ny baolina kitra any Azia Atsimo Atsinanana izay mifantoka kokoa amin'i Vietnam sy i Kambodja .
13/08/2010
Sina: Tantaran'ny “Visa”
Hatraiza fotsiny ny hasarotr'izany, hoy i Chen Zikun mpitoraka blaogy ao amin'ny Sina sady mpanao gazety mahaleo tena ao amin'ny lahatsorany tamin'ny 6 Aogositra, ho an'ireo mpitety tany Sinoa te-haka...
19/07/2010
Azia Atsimo-Atsinanana : Ny resaka ara-nofo sy fanivànana vohikala
Amin'izao fotoana izao ny fanaraha-maso ny zava-misy ao amin'ny aterineto dia raisina ho tahaka ny fanoherana ny fahalalahana miteny kanefa ireo Governemanta any Azia Atsimo-Atsinanana dia toa afaka manamarina izany amin'ny fampisehoana ny filàna hanavotra ny tanora amin'ny loza aterak'ireo fitondrantena mamoafady miresaka firaisana ara-nofo
07/08/2009
Azia atsimo atsinanana: ny aterineto sy ny fitiavan-tanindrazana
Miha-mampiasa ny aterineto hanaovana fampielezakevitra ny vondrona tia tanindrazana isan-karazany any Azia Atsimo Atsinanana. Na dia ny mpitondra politika aza dia mampiasa araka izay tratra ny serasera hampiroboroboana ny firaisan-kina...
30/11/2008
Andro iadiana amin'ny SIDA manerantany: Ireo mitondra ny tsimok'aretina
Ity taona ity no manamarika ny faha-20 taona ny Andro manerantany iadiana amin'ny SIDA izay tanterahina isaky ny voalohany volana Desambra. Na dia tsapan'ny olona anarivoarivony amin'ny ankapobeny isan'andro aza...






























RSS ho an i Vietnam
Karohy Wikipedia ny Vietnam








Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa